|
|
|
|

Teny iditra1  manao soa volovoloina
Singan-teny  2 manao, 3 soa, 4 volovoloina
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 ilazana fanaovana soa olona nefa andatsalatsana sy imenomenonana any aoriana; manao soa arahin-datsa [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 faire un bien chevelu: faire du bien tout en faisant des reproches [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12